29 Mars 1947 : feno 74 taona androany, tsy nisy fahatsiarovana manokana

0

Noho ny fisaonam-pirenena vokatry ny fahalasanan’ny Filoha teo aloha Didier RATSIRAKA, eo ihany koa ny COVID-19, tsy nisy ny fahatsiarovana manokana sy fanateram-boninkazo ny andron’ny 29 Martsa. Na izany aza, tokony ho tsiahivina hatrany amin’ny alalan’ny fameloma-maso ny tantara indray ny 29 Martsa 1947, izay feno 74 taona amin’ity 2021 ity.