“2ème Rallye de MOTUL”: tanterahina ny faha-17, 18, 19 may ho avy izao

0

Tontolon’ny fanatanjahantena eo amin’ny fanamoriana fiarakodia. Hotanterahina ny andiany faharoa ny Rallye MOTUL mandritra ny telo andro izay karakarain’ny FMMSAM. Mpandray anjara maro ihany koa no andrasana ao anatin’izany.