Accueil Société 6 novambra 1995 – 6 novambra 2018 : 23 taona katroka androany ny nandorana ny Rova

6 novambra 1995 – 6 novambra 2018 : 23 taona katroka androany ny nandorana ny Rova

0
6 novambra 1995 – 6 novambra 2018 : 23 taona katroka androany ny nandorana ny Rova

Feno 23 taona androany ny daty nandorana ny Rova. Mbola manjavozavo tanteraka hatramin’izao ny tohin’ny fanadihadiana sy ny tomponan’antoka tamin’io fandorana io araka ny nambaran’ny mpikaroka ara-tantara nandritry ny fampiratiana teny amin’ny IKM androany.

 

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici