Nivo Ratiarison: Migadra 5 taona an-tranomaizina, sazy an-terivozona

0

Migadra 5 taona an-tranomaizina, sazy an-terivozona, izay no valin’ny fitsarana ny talen’ny kabinetran’ny ministeran’ny serasera teo aloha Nivo Ratiairson sy ilay vehivavy mpiasan’ny ORTM niray tsikombakomba taminy notsaraina androany. Fihinana-drery tsy nifampizarana tamin’ny tomponandraikitra hafa no tsy nisian’ny fitanilana manokana hiarovana azy hoy ny filohan’ny antoko Malagasy Miara Miainga.