Fitondrana HVM : Matahotra adihevitra politika

0

Efa hifarana ny fotoam-piasan’ny Filoha Hery Rajaonarimampianina, mbola tsy tafapetraka amin’ny toerany eny amin’ny Antenimierampirenena ny Lehibe’ny mpanohitra araka ny Lalàmpanorenana. Midika inona izany? Matahotra ady hevitra politika ve ny mpitondra?.