Accueil Politique Fitondrana HVM : Matahotra adihevitra politika

Fitondrana HVM : Matahotra adihevitra politika

0
Fitondrana HVM : Matahotra adihevitra politika

Efa hifarana ny fotoam-piasan’ny Filoha Hery Rajaonarimampianina, mbola tsy tafapetraka amin’ny toerany eny amin’ny Antenimierampirenena ny Lehibe’ny mpanohitra araka ny Lalàmpanorenana. Midika inona izany? Matahotra ady hevitra politika ve ny mpitondra?.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici