Vola sandoka : 20 000 Ariary miisa 59 no tratra tao Sambava 

0

Vola  sandoka 20 000 Ar miisa 59 no saron’ny mpitandron’ny filaminana tany Sambava, herinandro vitsivitsy taorian’ny fanontana ireo vola vaovao. Raha ny eto an-drenivohitra kosa, raha ny fanazavana azo teny anivon’ny zandarimariam-pirenena omaly, hatreto, tsy mbola misy ny tatitra mikasika izany. Isan’ireo lasibatra voalohany ary mailo amin’izany ireo mpivarotra mpamongady.