Solombavambahoaka ho an’ny fanovana : tsy nanatrika ny fanokafana ny fivoriana ara-potoana

0

Niara-nankalaza ny fetin’ny asa teo amin’ny lapan’ny tanàna Analakely niaraka tamin’ny sendikan’ny mpiasa ny solombavambahoaka. Tsy nanatrika ny fisokafan’ny fivoriana ara-potoana teny amin’ny Antenimerampirenena ihany koa ireto solombavambahoaka ho an’ny fiovana ireto.