Accueil Politique Solombavambahoaka ho an’ny fanovana : tsy nanatrika ny fanokafana ny fivoriana ara-potoana

Solombavambahoaka ho an’ny fanovana : tsy nanatrika ny fanokafana ny fivoriana ara-potoana

0
Solombavambahoaka ho an’ny fanovana : tsy nanatrika ny fanokafana ny fivoriana ara-potoana

Niara-nankalaza ny fetin’ny asa teo amin’ny lapan’ny tanàna Analakely niaraka tamin’ny sendikan’ny mpiasa ny solombavambahoaka. Tsy nanatrika ny fisokafan’ny fivoriana ara-potoana teny amin’ny Antenimerampirenena ihany koa ireto solombavambahoaka ho an’ny fiovana ireto.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici