Solombavambahoaka : haverina ny hasin’ny Antenimierampirenena

0

Manoloana ny fanehoan-kevitry ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta, nanamafy ireo Solombavambahoaka sendra ny mpanao gazety fa haverina amin’ny maha izy azy ny eny amin’ny Antenimierampirenena. Solombavambahoaka vonona hihaino sy hampita ny hetahetan’ny vahoaka hahafahana mampadroso an’i Madagasikara.