Accueil Politique ACM : mihantona ny sidina mankany Eoropa, La Réunion, Mayotte manomboka ny 19 Martsa

ACM : mihantona ny sidina mankany Eoropa, La Réunion, Mayotte manomboka ny 19 Martsa

0
ACM : mihantona ny sidina mankany Eoropa, La Réunion, Mayotte  manomboka ny 19 Martsa

Ho famanafisana ny fepetra noraisina hisorohana ny fidiran’ny Coronavirus eto Madagasikara, nandray fanapahan-kevitra ny ACM na ny Aviation Civil de Madagascar, ka nilaza fa haato avokoa sidina mampifandray an’i Madagasikara sy Eropa, La Réunion ary Mayotte manomboka ny 19 Martsa ho avy izao.