Accueil Société ACMIL : nanao ny dia an-tongotra lavitra ezaka ny andiany mivantana faha-44

ACMIL : nanao ny dia an-tongotra lavitra ezaka ny andiany mivantana faha-44

0
ACMIL : nanao ny dia an-tongotra lavitra ezaka  ny  andiany mivantana faha-44

Tafiditra ao anatin’ny fiofanana arahin’ireo mpianatra ho manamboninahitra eny amin’ny ACMIL Antsirabe ny fanaovana ny RAID na ny dia an-tongotra lavitra ezaka izay mirefy 110 kilometatra. Nisy ny démonstration iany nataon’iroe mpianatra rehefa tonga tao Moramanga, ary nirahana tamin’ny fitsidihana ny « Usine Militaire » eto Moramanga izany.