Ady amin’ny fahaverezan’olona : mila fiaraha-miasa amin’ny tsirairay

0

Faheno matetika eny anivon’ny fiarahamonina sy ny haino aman-jery tato ho ato ny filazana olona very. Io indray araka izany no nanontanian’ny Agence Capsule, izay miara-miasa amin’ny KOLO TV , ny hevitry ny olontsotra miisa 400 izay feno 18 taona mihoatra. Ato anatin’ity fanadihadiana ity no hanarahanao ny hevitr’ireo olontsotra ireo manoloana izany.