Accueil Société Ady amin’ny herisetra : voatendry masoivohon’ny UNFPA i RAJOELINA Mialy

Ady amin’ny herisetra : voatendry masoivohon’ny UNFPA i RAJOELINA Mialy

0
Ady amin’ny herisetra : voatendry masoivohon’ny UNFPA i RAJOELINA Mialy

Notendren’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana misahana ny mponina ho masoivohony momba ny herisetra miankina amin’ny saranga ny vadin’ny filohan’ny repoblika Mialy RAJOELINA. Io no nivoitra nandritra ny fanamarihana ny faha-50 ny UNFPA tetsy Anosy omaly. Nohamafisiny tamin’izany ny fahavononay hampitsahatra tanteraka ny endrika herisetra mianjady amin’ny zaza amam-behivavy « na ny zero tolérance ».

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici