Accueil Société Ady amin’ny kolikoly : ho fitaratra aty Afrika i Madagasikara

Ady amin’ny kolikoly : ho fitaratra aty Afrika i Madagasikara

0
Ady amin’ny kolikoly : ho fitaratra aty Afrika i Madagasikara

Ho fitaratra aty Afrika ato anatin’ny 5 taona ho avy i Madagasikara amin’ny ady amin’ny kolikoly sy ny famotsiam-bola ary ny famatsiam-bola amin’ny asa fampihorohoroana. Efa naneho ny fahavononany ary hanohy izany ny fitondram-panjakana hoy ny minisitry ny raharaham-bahiny mpisolo toerana androany teny Anosy.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici