Ady amin’ny tsy fandriampahalemana : nanamafy ny fahavononany ny filohampirenena.

0

Nanamafy ny fahavononany hiady amin’ny kolikoly sy ny tsy fandriampahalemana ny filohampirenena Andry RAJOELINA nandritra ny kabary nataony teny Mahamasina omaly. Ny tsy fahitana taratra ny finiavan’ny mitondra hiady ho an’ny filaminam-bahoaka no nampirongatra ny asan-dahalo sy ny fanafihana mitam-piadiana hatrizay.