Accueil Société Ady amin’ny valala : mitohy ny fampiasa angidim-by ataon’ny fitondram-panjakana

Ady amin’ny valala : mitohy ny fampiasa angidim-by ataon’ny fitondram-panjakana

0
Ady amin’ny valala : mitohy ny fampiasa angidim-by ataon’ny fitondram-panjakana

Antony nahatonga ny fitombon’ny andiam-balala tamin’ity taona ity ny fiantraikan’ny fiovan’ny teotry ny andro sy ny fisin’ireo andro ratsy izay nifandimby teto amintsika araka ny nambaran’ny Minisitry ny fambolena sy ny fiompiana. Ankilany manoloana ny fisian’ireo andiam-balala manerana ny distrika maro, ampy ary tsy misy hatahorana ireo fanafod ampiasaina amin’ny famonoana andiam-balala ananan’i Madagasikara hatreto.