Air Austral : kajikajy politikan’ny fitondrana

0

Ny voalohan’ny volana Jolay izao no hivoaka ny drafitra fanarenana ofisialin’ny kaompaniam-pitaterana Air Madagascar. Izay ny fanazavan’ny mpikamban’ny filankevim-pitantanana. Diso kajy ny fitondrana raha ny hevitry ny mpahay toekarena iray nanaovanay fanadihadiana. Kajikajy politika diso toerana ny anton’io safidin’ny mpitondra io.