Air Madagascar – Air Austral : mihemotra ny fifanaovan-tsonia

0

Mihemotra amin’ny fotoana tsy voafaritra ny fifanaovan-tsonian’ny fifanarahana eo amin’i Air Madagascar sy Air Austral. Mitohy ny fifampiresahana hamoahana ny drafi-panarenana ofisialy raha ny fanazavan’ny Tale jeneralin’i Air Madagascar.