Tontosa omaly ny fifanaovan-tsonia ny pacte d’ actionnaires teo amin’ny orinasam-panjakana Air Madagascar sy Air Austral. Fifanaovan-tsonia izay dingana farany eo amin’ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Kaompania roa tonta. Omaly ihany koa no nisy ny fivoriana voalohan’ny teo anivon’ny filakevim-pitantanana.