Accueil Politique Air Madagascar – Air France : nivoaka ny valim-pitsarana

Air Madagascar – Air France : nivoaka ny valim-pitsarana

0
Air Madagascar – Air France : nivoaka ny valim-pitsarana

Nivoaka omaly ny valim-pitsarana mikasika ny raharaha fitakian’i Air France 46 tapitrisa dolara amin’i Air Madagascar. Miompana amin’ny fifanarahan’i Air Madagascar sy Air France io valim-pitsarana io, izay manambara fa voatazona hatreto ny Clauses ny Annexe H. Nanambara ny hampiakatra sy hijery ny dingana manaraka araky ny lalàna ny Air Madagascar.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici