Accueil Economie Air Madagascar : ho fatatra amin’ny faran’ny volana ny drafi-panarenana

Air Madagascar : ho fatatra amin’ny faran’ny volana ny drafi-panarenana

0
Air Madagascar : ho fatatra amin’ny faran’ny volana ny drafi-panarenana

Eo am-pandrafetana ny drafi-panarenana ny kaompaniam-pitaterana an’habakabaka Air
Madagascar amin’izao fotoana ireo mpiara-miombon’antoka sy teknisiana amin’izao
fotoana. Ho fantatra amin’ny faran’ny volana izay business plan izay araka ny nambaran’ny
tale jeneralin’ny orinasa Cnaps androany.