Air Madagascar : mitaraina manoloana ny fomba fiasa ireo mpanjifa

0

Mitaraina ireo mpanjifa ny kaompaniam-pitaterana Air Madagasikara amin’ny fomba fiasan’ity orinasa ity. Toa ny mahazo ireo mpanjifa any Chine, tokony efa hiala ny Alahady teo, noho ny fahasimban’ny fiaramanidina hatramin’ny androany tsy fantatra ny fotoana hiaingana. Ny kaompania hafa, efa nahita vahaolana ho an’ireo mpanjifany.