Accueil Société Akanjo mafana : mirona makany amin’ny fripy ny safidin’ny mpanjifa

Akanjo mafana : mirona makany amin’ny fripy ny safidin’ny mpanjifa

0
Akanjo mafana : mirona makany amin’ny fripy ny safidin’ny mpanjifa

Eo amin’ny fiatrehana ny vaninandro ririnina. Ireo karazana “manteau” no lamaody sy be mpanjifa indrindra amin’izao fotoana izao. Nahitana fiakarany ihany koa ny vidin’ireo akanjo mafana izay misy mahatratra 4 alina ariary. Miakatra ihany koa ny fidirambolan’ny mpivaro-boanjo amin’izao andro mangatsiaka izao.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici