Accueil Culture Akanjon’ny Princesse Ramisindrazana : hatao lavanty any Londres rahampitso

Akanjon’ny Princesse Ramisindrazana : hatao lavanty any Londres rahampitso

0
Akanjon’ny Princesse Ramisindrazana : hatao lavanty any Londres rahampitso

Atao lavanty any Londres rahampitso talata ny ankanjon’I Printsesy Ramisindrazana miaraka amin’ny andihan-tsary sy antota-taratasy voatahiry, raha fanambarana navoakan’ny Trano fanaovana lavanty Kerry Taylor Auctions. Ny printsesy Ramisindrazana izay nenitoan’ny Mpanjaka Ranavalona III ary isan’ireo nalefa sesitany niaraka tamin’ny mpanjakavavy tamin’izany fotoana.