Accueil Economie Akoho amam-borona: miditra fatiantoka ireo mpivarotra

Akoho amam-borona: miditra fatiantoka ireo mpivarotra

0
Akoho amam-borona: miditra fatiantoka ireo mpivarotra

Mangina ny tsena ho an’ireo mpivarotra akoho amam-borona amin’izao ankatoky ny fanamarihana ny fetin’ny fahaleovantena izao. Miditra fatiantoka ireo mpivarotra raha ny fanadihadiana natao teny an-tsena androany.