Alakamisy Fenoarivo : mangalatra tany ireo mahita lalana ambanin’ny tany

0

Mangalatra tany ireo mahita lalana ambanin’ny tany hoy ny ben’ny tanàna eny amin’ny Kaominina Alakamisy Fenoarivo. Ireo milaza ho tompon’ny tany kosa etsy andaniny manamafy fa izy ireo no manana ny taratasy ara-dalàna izy ireo mitaky ny tany sy hampiasa izany.