Alatsinainin’ny Paska : niala voly ny vahoakan’Antananarivo

0

Ankoatra ny fitsangatsanganan’ny mpianakavy karazana fialamboly maro ihany koa no nisy nanodidina ireo toeram-pialam-boly teto Andrenivohitra sy ny manodidina. Fialamboly ho an’ny olontsotra, nampidi-bola ihany koa ho an’ireo mpikarakara.