Ambatobe sy Tsarasaotra : toerana 2 no nanatanterahana « scellage »

0

Toerana 2 androany no nogeazina na nanaovan’ny teo anivon’ny Minisiteran’ny fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana sy ny asa vaventy scellage, ny tetsy Ambatobe misy ireo Arboretum, sy ny tany misy fanotofana tsy ara-dalàna etsy Tsarasaotra. Tamin’ny alalàn’ny didy maneho ny fampiharana ny fanageazana nivoaka ny taona 2017 no nantanterahana izany androany.