Ambatomena Antsirabe II : nisokatra ny tsenabe ho an’ny fankalazana ny fetim-pirenena

0

Natomboka ny alarobia faha 22 jona 2022 lasa teo ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny TSENA BE ho fankalazana ny fetim-pirenena tao amin’ny kaominina Ambatomena, Distrikan’Antsirabe faharoa. Tonga tany an-toerana ny filohan’ny antoko Malagasy Miara-Miainga nanotrona sy nanome voninahitra izany lanona izany.