Amboaran’ny Filoha : nokaramaina ireo mpijery

0

Asiana peta-tondro miloko manga ny ankihibe havanana, isan’ireo marika atao izany ahafahana mahazo vola amin’ilay fiatrehana ny Filohampirenena io faran’ny tolakandron’ny sabotsy teo tetsy Mahamasina.