Accueil Société Ambohidratrimo : tsizarizary ny fahadiovan’ny rano fisotro madio

Ambohidratrimo : tsizarizary ny fahadiovan’ny rano fisotro madio

0
Ambohidratrimo : tsizarizary ny fahadiovan’ny rano fisotro madio

Maro no mitaraina noho ny kalitaon’ny rano avy amin’ny orinasa jirama amin’izao vanim-potoan’ny orana izao. Raha efa lasa fahazarana nandritra ny taona maro ny mahazo rano manopy mavo ary miandry izany hitsiaka vao ampiasaina, ankehitriny ahiana hiantraika amin’ny fahasalamam-bahoaka izany raha ny zava-misy eny amin’ny faritra maro eto Antananarivo indrindra ny eny amin’ny faritra iva.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici