Ambohitsirohitra : raikitra ny famoahana entana antsokosoko.

0

Nisy andian’olona voalaza fa irak’i Andriamatoa Hugues RATSIFERANA mpanolotsain’ny filoha teo aloha RAJAONARIAMPIANINA Hery namoaka entana tao amin’ny biraom-panjakana eny Ambohitsirohitra. Sarona tany amin’ny fitoeran’antan’io mpanolotsain’ny filoha teo aloha io ny entana sasany tamin’izany.