Accueil Société Amiral Didier Ratsitraka : nalevina amin’ny fasan’ny mahery fo eny Mausolée

Amiral Didier Ratsitraka : nalevina amin’ny fasan’ny mahery fo eny Mausolée

0
Amiral Didier Ratsitraka : nalevina amin’ny fasan’ny mahery fo eny Mausolée

Teny amin’ny fasan’ny mahery fo – Mausolée no nalevina ny vata mangatsiakan’ny filoha teo aloha Amiral Didier Ratsitraka. Tonga nanotrona izany ny filoha Andry RAJOELINA mivady, sy ireo filohan’ny andrim-panjakana ambony. Mankasitraka ny vahoaka Malagasy ankilany ny fianakavian’ny ratompokolahy amin’ny fiaraha-miory tamin’izy ireo.