Accueil Faits divers Ampamoholambo – Ambatondrazaka : Omby miisa 9 lasan’ny jiolahy

Ampamoholambo – Ambatondrazaka : Omby miisa 9 lasan’ny jiolahy

0
Ampamoholambo – Ambatondrazaka : Omby miisa 9 lasan’ny jiolahy

Omby miisa 9 no lasan’ireo jiolahy nandritran’ny fanafihana nataon’izy ireo tao amin’I Tanànan’I Ampamoholambo distrikan’Ambatondrazaka. Ny sefo fokotany any an-toerana no ahiahihan’ireo fokonolona ho mpiray tsikombakomba amin’ireo olon-dratsy  nandritra ity fanafihana ity.