Ampanihy Andrefana : voly rongony 30 ha no tratra

0

Voly rongony manodidina ny 30 ha sy rongony 20 kitapo no saron’ny mpitandro ny filaminana tany amin’ny fokontany Ankaramena, Distrikan’i Ampanihy Andrefana ny faran’ny volana may teo. Nitsoaka ny tanàna avokoa ireo mponina namboly ireo rongony ireo raha ny fanazavana azo.