Ampanihy – Androka : Tafavoaka ny fonja dia nandositra indray.

0

Araka ny loharanom-baovao voaray dia ahiana mafy ny hisian’ny fitsaram-bahoaka any amin’ny kaominina Androka, 80 kilometatra miala ny renivohitry ny disitrikan’Ampanihy vokatry ny fandosiran’ny ben’ny tanàna any an-toerana rehefa avy nandona ankizy. Ben’ny tanàna izay efa noentina teto amin’ny fampahalalam-baovao fa naiditra am-ponja vonjimaika nohon’ny raharaha halatra omby miisa 9 sy vola 3 tapitrisa Ariary.