Analakely : mahasarika olona hatrany amin’ny vanim-potoanan’ny fety

0

Maro tamin’ireo ray aman-dreny no nisafidy ny hitondra ny ankohonany hiala voly mialohan’ny fahatongavan’ny fetin’nynoely sy ny faran’ny taona. Isan’ny mahasarika olona hatrany ny eny Analakely. Fanadihadiana