Andranotapahana : mitohy ny hetsika fanoherana ataon’ireo mponina

0

Nanatanteraka fihetsiketsehana fanoherana nyfandravana sy ny famotehana ny fananany ny vahoakan’Andranotapahana ny sy manodidina, manoloana ny fanamboarana ny lalana miainga avy eny amin’ny sampanana Ambohitrimanjaka mihazo an’Ivato Aéroport.