Andranotapahana

0

Tsy ekena hatramin’ny farany ny amboletra ataon’ny filoha teo aloha amin’ny fanamboarana ny lalana miainga avy eny amin’ny sampanana Ambohitrimanjaka mihazo an’Ivato Aéroport hoy ireo mponina voakasik’izany. Nanolotra soson-kevitra izay sady mora no tsy manimba zavatra izy ireo saingy tsy nohainoana raha ny fanazavana.