Andravoahangy Atsinanana : tsy misy manadio ny tatatra

0

Tatatra mirefy tokony ho eo amin’ny 80 metatra eo no mampitaraina ny mponina aoamin’ny fokontanin’ Andravoahangy Atsinanana vokatry ny loto sy ny fofona aterak’izany. Mitaraina arak’izany ny mponina mba hanadiovana ity tatatraity.