Andrebakely : olona 06 nangalatra vanille no sarona

0

Mpangalatra vanille miisa 06 tao amin’ny Kaominina Andrebakely avaratra, Distrikan’Amparafaravola no saron’ny andrimasom-pokonolona ka niakatra fampanoavana androany. Taorian’ny fakana am-bavany, miisa 05 ireo naiditra am-ponja, ny 1 kosa nahazo fahafahana vonjy maika miandry ny fitsarana azy ireo.