ANDRIARIMAMANANA Landy nantenaina : havanana amin’ny hosodoko

0

Tovolahy iray avy ao Antsirabe, mana-talenta eo amin’ny sehatry ny sary hosodoko sy ny
fanamboarana guitara vita gasy no hiaraka amintsika amin’ity anio ity. Nisy ny resadresaka nataon’ny
mpanao gaeztin’ny KoloTV ao Antsirabe niaraka taminy.