Andro iraisam-pirenena ho an’ny fadintseranana : hapetraka ny « sisin-tany SMART « 

0

Nisesisesy ny trangana fanondranana rongony tamin’iny taona 2018 teo iny raha ny tatitra avy teo anivon’ny fadin-tseranana. Nahatratra 60 kg kosa ireo rongony tratra. Manoloana io nametraka paikady  » sisin-tany SMART  » ity sehatra ity ho fanatsarana ny fomba fiasa.