Androy 23 Nov

0

Nafindra ireo mpampianatra tsy nanaiky ho HVM sy hanampy ny Solombavambahoaka MILAVONJY tamin’ny fampandaniana ny Kandida laharana faha 12 tao amin’ny Faritra Androy. Mitaraina ireo mpampianatra voakasik’izany ary nilaza fa tsy tokony hafangaro ny Politika sy ny fanabeazana.