Andry Nirina RAJOELINA : hitondra fiovana hoan’i Madagasikara

0

Nanambara tamin’ny fomba ofisialy omaly fa hirotsaka ho fidiana Filohampirenena ny Filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Nirina RAJOELINA nandritra ny fihaonany tamin’ny vahokan’Antananarivo tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena mahamasina.