Accueil Politique Andry RAJOELINA : hafainganina ny fametrahana ny faritra faha 23

Andry RAJOELINA : hafainganina ny fametrahana ny faritra faha 23

0
Andry RAJOELINA : hafainganina ny fametrahana ny faritra faha 23

Hafainganina hoy ny filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara ny fametrahana ny faritra faha 23 ao Mananjary. Araka izany, ho dinihina ao anaty filankevitry ny minisitra ny alarobia ho avy izao ny volavolan-dalàna mahakasika izany ka hatolotra ny Antenimiera.