Andry RAJOELINA : mitohy ny fitetezam-paritra

0

Teboka isan’ny mampitaraina ny mponina ao Betafo ny tsy fisian’ny fandriampahalemana sy ny tsy fisian’ny sehatra ho an’ny tanora nandritry ny fahatongavan’ny filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Rajoelina tany an-toerana ny Alatsinainy faha-20 aogositra teo. Amin’ny alalan’ny vina izay naroson’ity farany na ny IEM no hahafahana mamaha ireo olana samihafa ireo raha ny fanazavana.