Andry RAJOELINA : nitondra fanampiana sy fitaovana ho an’ny faritra Matsiatra Ambony

0

Tao amin’ny Gymnase Ambatomena no nanomboka ny fizarana ny Vatsy tsinjo sy ny Tosika Fameno andiany faharoa ho an’ny Kaominina ambonivohitr’i Fianarantsoa. Novatsiana fitaovana sy fanafody ihany koa ireo CSB sy Hopitaly hahafahana manohy ny ady atao amin’ny COVID 19.