Accueil Politique Andry RAJOELINA : tsy maintsy ravaina ireo tambazotra mpangalatra tany eto Madagasikara

Andry RAJOELINA : tsy maintsy ravaina ireo tambazotra mpangalatra tany eto Madagasikara

0
Andry RAJOELINA : tsy maintsy ravaina ireo tambazotra mpangalatra tany eto Madagasikara

Tsy maintsy ravana ny tambazotra mpangalatra tany eto Madagasikara hoy ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara, nandritry ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Fikaonan-doha nasiolany ny fananan-tany teny Ivato ny maraina teo. Ny tambazotra izay ahitana olom-boafidy, olom-boatendry, mpandraharaha sy mpitsara raha ny fanazavany hatrany.